15 Nidina nankany Ejipta àry i Jakoba,+ dia tany izy no maty,+ ary tany koa no maty ny razambentsika.+ 16 Dia nentina tany Sekema izy ireo, ary nalevina tao amin’ilay fasana novidin’i Abrahama sekely volafotsy tamin’ny zanakalahin’i Hamora, tany Sekema.+