-
Genesisy 50:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Hoy koa i Josefa tamin’ny zanak’i Israely: “Tsy maintsy hitsinjo anareo Andriamanitra. Koa mianiàna amiko hoe hoentinareo hiakatra hiala atỳ ny taolambaloko.”+
-
-
Eksodosy 13:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Nentin’i Mosesy niaraka taminy koa ny taolambalon’i Josefa, satria efa nasain’i Josefa nianiana ny zanak’Israely ka nilazany hoe: “Tsy maintsy hahatsiaro anareo Andriamanitra, ka ento miakatra miaraka aminareo hiala atỳ ny taolambaloko.”+
-