FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 50:24, 25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Farany, dia hoy i Josefa tamin’ny rahalahiny: “Efa ho faty aho. Tsy maintsy hitsinjo anareo anefa Andriamanitra,+ ka hitondra anareo hiakatra hiala eto amin’ity tany ity, mba ho any amin’ilay tany efa nianianany tamin’i Abrahama sy Isaka ary Jakoba.”+ 25 Hoy koa i Josefa tamin’ny zanak’i Israely: “Tsy maintsy hitsinjo anareo Andriamanitra. Koa mianiàna amiko hoe hoentinareo hiakatra hiala atỳ ny taolambaloko.”+

  • Josoa 24:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Ary ny taolambalon’i Josefa+ izay efa nentin’ny Israelita niakatra avy tany Ejipta, dia nalevina tao Sekema, tao amin’ilay tany novidin’i Jakoba 100 kesita*+ tamin’ny taranak’i Hamora+ rain’i Sekema. Dia lasa lovan’ny taranak’i Josefa ilay tany.+

  • Hebreo 11:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Finoana no nahatonga an’i Josefa, tamin’izy efa ho faty, hiresaka hoe hafahana ny zanak’Israely, ka nanafatrafatra* momba ny taolambalony*+ izy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara