FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 50:24, 25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Farany, dia hoy i Josefa tamin’ny rahalahiny: “Efa ho faty aho. Tsy maintsy hitsinjo anareo anefa Andriamanitra,+ ka hitondra anareo hiakatra hiala eto amin’ity tany ity, mba ho any amin’ilay tany efa nianianany tamin’i Abrahama sy Isaka ary Jakoba.”+ 25 Hoy koa i Josefa tamin’ny zanak’i Israely: “Tsy maintsy hitsinjo anareo Andriamanitra. Koa mianiàna amiko hoe hoentinareo hiakatra hiala atỳ ny taolambaloko.”+

  • Eksodosy 13:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Nentin’i Mosesy niaraka taminy koa ny taolambalon’i Josefa, satria efa nasain’i Josefa nianiana ny zanak’Israely ka nilazany hoe: “Tsy maintsy hahatsiaro anareo Andriamanitra, ka ento miakatra miaraka aminareo hiala atỳ ny taolambaloko.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara