Genesisy 35:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Taorian’izany, dia hoy Andriamanitra tamin’i Jakoba: “Mandehana miakatra any Betela,+ dia any mipetraka. Ary manaova alitara any, ho an’ilay Andriamanitra niseho taminao, tamin’ianao nandositra an’i Esao rahalahinao.”+ Genesisy 35:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia nanorina alitara teo izy. Ary nataony hoe Ela-betela* ny anaran’ilay toerana, satria teo Andriamanitra no niseho taminy, tamin’izy nandositra ny rahalahiny.+
35 Taorian’izany, dia hoy Andriamanitra tamin’i Jakoba: “Mandehana miakatra any Betela,+ dia any mipetraka. Ary manaova alitara any, ho an’ilay Andriamanitra niseho taminao, tamin’ianao nandositra an’i Esao rahalahinao.”+
7 Dia nanorina alitara teo izy. Ary nataony hoe Ela-betela* ny anaran’ilay toerana, satria teo Andriamanitra no niseho taminy, tamin’izy nandositra ny rahalahiny.+