2 Samoela 13:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary tsy niresaka tamin’i Amnona intsony i Absaloma, na zavatra ratsy izany na zavatra tsara. Halan’i+ Absaloma mantsy izy satria nanala baraka an’i Tamara anabaviny.+
22 Ary tsy niresaka tamin’i Amnona intsony i Absaloma, na zavatra ratsy izany na zavatra tsara. Halan’i+ Absaloma mantsy izy satria nanala baraka an’i Tamara anabaviny.+