Ohabolana 18:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Sarotra kokoa noho ny mandresy tanàna voaro mafy ny mampitony rahalahy tezitra,+Ary mampisaraka olona ny fifandirana, toy ny bara vy hidim-bavahadin’ny tanàna misy manda.+
19 Sarotra kokoa noho ny mandresy tanàna voaro mafy ny mampitony rahalahy tezitra,+Ary mampisaraka olona ny fifandirana, toy ny bara vy hidim-bavahadin’ny tanàna misy manda.+