Genesisy 27:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Taorian’izay, dia nitana lolompo tamin’i Jakoba i Esao noho ilay tsodrano nomen’ny rainy azy.+ Hoy foana izy anakampo: “Efa kely sisa izao dia ho tonga ny andro hisaonana an’i Dada.+ Dia hovonoiko i Jakoba rahalahiko aorian’izay.” 2 Samoela 13:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary tsy niresaka tamin’i Amnona intsony i Absaloma, na zavatra ratsy izany na zavatra tsara. Halan’i+ Absaloma mantsy izy satria nanala baraka an’i Tamara anabaviny.+
41 Taorian’izay, dia nitana lolompo tamin’i Jakoba i Esao noho ilay tsodrano nomen’ny rainy azy.+ Hoy foana izy anakampo: “Efa kely sisa izao dia ho tonga ny andro hisaonana an’i Dada.+ Dia hovonoiko i Jakoba rahalahiko aorian’izay.”
22 Ary tsy niresaka tamin’i Amnona intsony i Absaloma, na zavatra ratsy izany na zavatra tsara. Halan’i+ Absaloma mantsy izy satria nanala baraka an’i Tamara anabaviny.+