36 Dia hoy i Esao: “Aiza moa no tsy natao hoe Jakoba ny anaran’iny? Efa fanindroany izao izy no naka ny toerako!+ Ny zoko amin’ny maha lahimatoa ahy efa nalainy,+ dia izao indray koa nalainy ny tsodrano tokony ho ahy!”+ Hoy koa izy: “Tsy mba nitahiry tsodrano ho ahy mihitsy ve ianao?”