Genesisy 25:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Dia hoy i Esao tamin’i Jakoba: “Mba omeo amin’io* lantihy mena io* aho! Haingana fa reraka be* aho!” Izany no nahatonga ny anarany hatao hoe Edoma.*+ Genesisy 32:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Taorian’izay dia naniraka olona handeha mialoha i Jakoba, ho any amin’i Esao rahalahiny tany amin’ny tany Seira,+ any amin’ny faritr’i* Edoma.+
30 Dia hoy i Esao tamin’i Jakoba: “Mba omeo amin’io* lantihy mena io* aho! Haingana fa reraka be* aho!” Izany no nahatonga ny anarany hatao hoe Edoma.*+
3 Taorian’izay dia naniraka olona handeha mialoha i Jakoba, ho any amin’i Esao rahalahiny tany amin’ny tany Seira,+ any amin’ny faritr’i* Edoma.+