-
Genesisy 27:39Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
39 Hoy àry i Isaka rainy:
“Tsy hipetraka eny akaikin’ny tany lonaka ianao, sady tsy hahazo ny andon’ny lanitra ambony.+
-
-
Deoteronomia 2:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Aza mila ady aminy, fa tsy hisy homeko anareo ny taniny na dia eram-paladia aza. Efa nomeko ho an’i Esao mantsy ny Tendrombohitra Seira.+
-