Josoa 24:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 ary nomeko an’i Isaka i Jakoba sy Esao.+ Tatỳ aoriana dia nomeko an’i Esao ny Tendrombohitra Seira.+ Ary nidina tany Ejipta i Jakoba sy ny zanany.+ Hebreo 11:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Finoana koa no nahatonga an’i Isaka hitso-drano an’i Jakoba+ sy Esao+ momba ny zavatra mbola ho avy.
4 ary nomeko an’i Isaka i Jakoba sy Esao.+ Tatỳ aoriana dia nomeko an’i Esao ny Tendrombohitra Seira.+ Ary nidina tany Ejipta i Jakoba sy ny zanany.+
20 Finoana koa no nahatonga an’i Isaka hitso-drano an’i Jakoba+ sy Esao+ momba ny zavatra mbola ho avy.