FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 27:27-29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Nanatona àry izy dia nanoroka azy, ka henon’i Isaka ny hanitry ny akanjony.+ Dia nitso-drano azy izy hoe:

      “Ny hanitry ny zanako dia toy ny hanitry ny saha notahin’i Jehovah. 28 Enga anie Andriamanitra hanome anao ny andon’ny lanitra,+ sy ny tany lonaka,+ ary varimbazaha sy divay vaovao be dia be!+ 29 Enga anie hanompo anao ireo firenena, ary hiankohoka eo anatrehanao ny firenena samy hafa! Ary enga anie hanana fahefana amin’ny rahalahinao ianao, ka hiankohoka eo anatrehanao ny zanaky ny reninao!+ Ho voaozona anie izay manozona anao, fa hotahina kosa izay mitso-drano anao!”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara