FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 32:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Rehefa nanome lova ho an’ireo firenena ilay Avo Indrindra,+

      Rehefa nozarazarainy ny taranak’i Adama,*+

      Dia nofaritany ny sisin-tanin’ireo firenena,+

      Ka nataony nifanaraka tamin’ny isan’ny zanak’Israely.+

  • Josoa 24:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 ary nomeko an’i Isaka i Jakoba sy Esao.+ Tatỳ aoriana dia nomeko an’i Esao ny Tendrombohitra Seira.+ Ary nidina tany Ejipta i Jakoba sy ny zanany.+

  • Asan’ny Apostoly 17:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Ary avy tamin’ny olona anankiray+ no nanaovany ny firenena rehetra mba honina manerana ny tany.+ Ary nisy fotoana efa voatondrony sady nisy faritra efa nofaritany hipetrahan’ny olona,+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara