12 Ny Horita+ no nipetraka tany Seira taloha. Naka ny tanin’izy ireo anefa ny taranak’i Esao dia nandringana azy. Dia ny taranak’i Esao indray no nipetraka tany,+ hoatran’ny hataon’ny Israely amin’ilay tany homen’i Jehovah ho azy ireo.
22 Izany no nataon’Andriamanitra ho an’ny taranak’i Esao, izay mipetraka any Seira.+ Naringany tsy ho eo anatrehan’izy ireo mantsy ny Horita,+ dia amin’izay lasan’izy ireo ny taniny ka izy ireo indray no mipetraka any hatramin’izao.