-
Genesisy 47:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Ary hoy i Farao tamin’ny rahalahin’i Josefa: “Inona no asanareo?” Dia hoy izy ireo tamin’i Farao: “Mpiandry ondry izahay mpanomponao, na izahay na ny razambenay.”+
-