Genesisy 33:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Tonga soa aman-tsara tao amin’ny tanànan’i Sekema+ tany Kanana+ i Jakoba, rehefa avy tany Padana-arama.+ Dia nanangana ny tobiny teo akaikin’ilay tanàna izy.
18 Tonga soa aman-tsara tao amin’ny tanànan’i Sekema+ tany Kanana+ i Jakoba, rehefa avy tany Padana-arama.+ Dia nanangana ny tobiny teo akaikin’ilay tanàna izy.