-
Genesisy 38:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Ary hoy i Joda tamin’i Tamara vinantovaviny: “Mijanòna any an-tranon’ny rainao, dia aza manambady aloha fa andraso ho lehibe i Sela zanako lahy.” Niteny an’izany izy satria natahotra sao ho faty hoatran’ny rahalahiny koa i Sela.+ Dia lasa nipetraka tany an-tranon’ny rainy i Tamara.
-
-
Deoteronomia 25:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 “Raha misy mpirahalahy miara-monina ary maty ny anankiray nefa mbola tsy nitera-dahy, dia tsy tokony hanambady olon-kafa ivelan’ny fianakaviana ilay vady navelan’ny maty. Tokony hankany amin’ilay vehivavy ny rahalahin’ny vadiny ary hampakatra azy ho vady, izany hoe hitondra loloha azy.+
-