FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 4:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary hoy Andriamanitra: “Atsipazo amin’ny tany iny.” Koa natsipin’i Mosesy tamin’ny tany ilay izy ka lasa bibilava.+ Dia nandositra an’ilay bibilava izy.

  • Eksodosy 4:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Hoy indray i Jehovah taminy: “Mba atsofohy ao amin’ilay miforitra eo amin’ny tratran’akanjonao hoe ny tananao, azafady!” Dia natsofony tao ny tanany. Rehefa navoakany avy tao ny tanany, dia lasa boka ka fotsy be hoatran’ny lanezy!+

  • Eksodosy 4:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Fa raha mbola tsy hinoan-dry zareo ihany ireo famantarana roa ireo, ary tsy mety mihaino ny teninao ry zareo, dia makà rano ao amin’ny Reniranon’i Neily ka araraho eo amin’ny tany maina. Ho lasa ra ilay rano nalainao tao Neily rehefa araraka eo amin’ny tany maina.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara