FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 35:5-9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 ‘Mitondrà fanomezana ho an’i Jehovah avy amin’izay anananareo.+ Aoka hitondra fanomezana ho an’i Jehovah ny olona rehetra atosiky ny fony,+ ka hanome volamena, volafotsy, varahina, 6 kofehy manga, volonondry volomparasy, kofehy mena midorehitra, kofehy rongony tena tsara, volon’osy,+ 7 hoditr’ondrilahy nolokoana mena, hoditra faoky, hazo akasia, 8 menaka ho an’ny jiro, balsama hatao amin’ny menaka masina fanosorana sy amin’ny emboka manitra,+ 9 vato oniksa, ary vato hafa hapetaka amin’ny efoda+ sy ny saron-tratra.+

  • Ohabolana 3:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • 2 Korintianina 9:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara