Eksodosy 31:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hanendry an’i Oholiaba+ zanak’i Ahisamaka, avy amin’ny fokon’i Dana, aho mba hanampy azy. Omeko fahendrena izay rehetra manan-talenta,* mba ho afaka hanao an’izay rehetra nandidiako anao,+
6 Ary hanendry an’i Oholiaba+ zanak’i Ahisamaka, avy amin’ny fokon’i Dana, aho mba hanampy azy. Omeko fahendrena izay rehetra manan-talenta,* mba ho afaka hanao an’izay rehetra nandidiako anao,+