-
Eksodosy 38:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Ary niaraka taminy i Oholiaba+ zanak’i Ahisamaka avy amin’ny fokon’i Dana. Mpanao asa tanana i Oholiaba sady mpanao peta-kofehy ary mpanao tenona tamin’ny kofehy manga, sy volonondry volomparasy, sy kofehy mena midorehitra, ary kofehy rongony tena tsara.
-