- 
	                        
            
            Eksodosy 35:34Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
34 Ary efa nataony tao am-pon’i Bezalila ny fahaiza-mampianatra. Dia hampianatra izy sy Oholiaba+ zanak’i Ahisamaka, avy amin’ny fokon’i Dana.
 
 -