Eksodosy 40:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Nentiny nankao amin’ny tranolay ilay Vata, ary napetany teo amin’ny toerany ny ridao+ fanakonana. Dia takona ilay Vata Misy ny Tenin’ny Vavolombelona,+ araka ny didy nomen’i Jehovah an’i Mosesy. Hebreo 10:19, 20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Sahintsika àry,* ry rahalahy, ny hiditra eo amin’ilay lalana mankao amin’ny toerana masina,+ noho ny ran’i Jesosy. 20 Nosokafany* ho antsika izany lalana izany, tamin’izy nandalo teo amin’ilay ridao,+ izany hoe ny nofony.
21 Nentiny nankao amin’ny tranolay ilay Vata, ary napetany teo amin’ny toerany ny ridao+ fanakonana. Dia takona ilay Vata Misy ny Tenin’ny Vavolombelona,+ araka ny didy nomen’i Jehovah an’i Mosesy.
19 Sahintsika àry,* ry rahalahy, ny hiditra eo amin’ilay lalana mankao amin’ny toerana masina,+ noho ny ran’i Jesosy. 20 Nosokafany* ho antsika izany lalana izany, tamin’izy nandalo teo amin’ilay ridao,+ izany hoe ny nofony.