Eksodosy 36:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Dia nanao ridao izy,+ ka kofehy manga sy volonondry volomparasy sy kofehy mena midorehitra ary kofehy rongony miolana tsara no nanaovany azy. Ary noravahany sarina kerobima+ natao peta-kofehy ilay ridao.+ Hebreo 10:19, 20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Sahintsika àry,* ry rahalahy, ny hiditra eo amin’ilay lalana mankao amin’ny toerana masina,+ noho ny ran’i Jesosy. 20 Nosokafany* ho antsika izany lalana izany, tamin’izy nandalo teo amin’ilay ridao,+ izany hoe ny nofony.
35 Dia nanao ridao izy,+ ka kofehy manga sy volonondry volomparasy sy kofehy mena midorehitra ary kofehy rongony miolana tsara no nanaovany azy. Ary noravahany sarina kerobima+ natao peta-kofehy ilay ridao.+
19 Sahintsika àry,* ry rahalahy, ny hiditra eo amin’ilay lalana mankao amin’ny toerana masina,+ noho ny ran’i Jesosy. 20 Nosokafany* ho antsika izany lalana izany, tamin’izy nandalo teo amin’ilay ridao,+ izany hoe ny nofony.