Eksodosy 40:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ento ao amin’ny tranolay ny latabatra,+ ka alaharo izay tokony hatao eo amboniny. Ento ao koa ny fitoeran-jiro,+ ary ampireheto ny jirony.+
4 Ento ao amin’ny tranolay ny latabatra,+ ka alaharo izay tokony hatao eo amboniny. Ento ao koa ny fitoeran-jiro,+ ary ampireheto ny jirony.+