31 “Manaova fitoeran-jiro+ amin’ny volamena tsy misy fangarony. Tefeo amin’ny marotoa ilay izy. Tokony ho vaingam-bolamena iray tsy saratsarahina no hotefena hanaovana ny tongony, ny vatany, ny sampany, ny voninkazony, ny bokony, ary ny felany.+
2 Fa naorina ny efitra voalohany tao amin’ny tranolay, ka tao amin’io efitra io no nisy ny fitoeran-jiro+ sy ny latabatra ary ny mofo atolotra.*+ Ary nantsoina hoe Toerana Masina+ io efitra io.