5 Dia alaivo ireo akanjo,+ ka ampanaovy an’i Arona ilay akanjo lava, sy ilay akanjo tsy misy tanany hatao ambanin’ny efoda, sy ny efoda, ary ny saron-tratra. Ary ataovy migeja tsara amin’ny andilan’i Arona ilay fehikibo vita tenona, izany hoe ny fehikibon’ilay efoda.+