Eksodosy 35:27, 28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Ary ny mpiadidy dia nitondra vato oniksa sy vato hafa hapetaka amin’ny efoda sy ny saron-tratra,+ 28 sy balsama, ary menaka ho an’ny jiro sy hatao amin’ny menaka masina fanosorana+ ary hatao amin’ny emboka manitra.+
27 Ary ny mpiadidy dia nitondra vato oniksa sy vato hafa hapetaka amin’ny efoda sy ny saron-tratra,+ 28 sy balsama, ary menaka ho an’ny jiro sy hatao amin’ny menaka masina fanosorana+ ary hatao amin’ny emboka manitra.+