-
Eksodosy 38:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Nanao makarakara varahina miendrika harato ho an’ilay alitara koa izy. Ary nataony teo ambanin’ny molotry ny alitara, teny ambany teo amin’ny fisasahany, ilay izy.
-