-
Eksodosy 5:7, 8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 “Aza omena mololo hanaovana biriky intsony ny vahoaka,+ fa avelao ry zareo ihany no handeha hanangona ny mololony. 8 Izay isan’ny biriky nasaina nenjehiny hatramin’izay ihany anefa no asaivo ataony. Aza ahena ny isany, fa mitady hipetrapetraka fotsiny* ry zareo. Izany no mahatonga an-dry zareo hitabataba hoe: ‘Te handeha izahay! Te hanao sorona ho an’ny Andriamanitray izahay!’
-