-
Eksodosy 39:43Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
43 Rehefa nijery ny asa rehetra nataon’izy ireo i Mosesy, dia hitany fa nataon’izy ireo araka izay nandidian’i Jehovah izany. Koa nitso-drano azy ireo i Mosesy.
-
-
Deoteronomia 4:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Aza anampiana ny teny andidiako anareo ary aza analana,+ fa araho tsara ny didin’i Jehovah Andriamanitrareo izay andidiako anareo.
-