Eksodosy 27:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Asio tokotany+ ilay tranolay. Lamba vita amin’ny kofehy rongony miolana tsara no hatao fefy eo amin’ny lafiny atsimo amin’ilay tokotany, izany hoe ilay mitodika mianatsimo. Ho 100 hakiho ny halavan’ilay fefy.+ Eksodosy 38:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Nanao ny tokotany izy avy eo.+ Nataony tamin’ny kofehy rongony miolana tsara ilay fefy lamba teo amin’ny lafiny atsimo amin’ilay tokotany, izany hoe ilay nitodika nianatsimo. Ary 100 hakiho ilay fefy.+
9 “Asio tokotany+ ilay tranolay. Lamba vita amin’ny kofehy rongony miolana tsara no hatao fefy eo amin’ny lafiny atsimo amin’ilay tokotany, izany hoe ilay mitodika mianatsimo. Ho 100 hakiho ny halavan’ilay fefy.+
9 Nanao ny tokotany izy avy eo.+ Nataony tamin’ny kofehy rongony miolana tsara ilay fefy lamba teo amin’ny lafiny atsimo amin’ilay tokotany, izany hoe ilay nitodika nianatsimo. Ary 100 hakiho ilay fefy.+