15 Tamin’ilay andro nananganana ny tranolay,+ dia nanarona an’ilay tranolay misy ny Tenin’ny Vavolombelona ny rahona. Fa zavatra hoatran’ny afo kosa no teo ambonin’ny tranolay tamin’ny takariva ka mandra-paharainan’ny andro.+
8 Dia lasa feno setroka ilay toerana masina noho ny voninahitr’Andriamanitra+ sy ny heriny, ka tsy nisy afaka niditra tao amin’ilay toerana masina, mandra-pahatapitry ny loza fito+ nentin’ireo anjely fito ireo.