19 Na izany aza, dia tsy nahafoy azy tany an-tany efitra ianao satria tena mamindra fo.+ Tsy niala teo ambonin’izy ireo ny andry rahona rehefa antoandro, dia iny no nitari-dalana azy. Teo foana koa ny andry afo rehefa alina, dia iny no nanazava ny lalana halehany.+