Genesisy 15:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia nanao fifanekena tamin’i Abrama i Jehovah tamin’io andro io,+ hoe: “Ny taranakao no homeko an’ity tany ity,+ hatrany amin’ny reniranon’i Ejipta ka hatrany amin’ny reniranon’i Eofrata,+ ilay renirano lehibe. Genesisy 28:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Hitahy anao sy ny taranakao koa izy, hoatran’ny nitahiany an’i Abrahama.+ Amin’izay ho lasanao ity tany ivahinianao ity, izay efa nomen’Andriamanitra an’i Abrahama.”+
18 Dia nanao fifanekena tamin’i Abrama i Jehovah tamin’io andro io,+ hoe: “Ny taranakao no homeko an’ity tany ity,+ hatrany amin’ny reniranon’i Ejipta ka hatrany amin’ny reniranon’i Eofrata,+ ilay renirano lehibe.
4 Hitahy anao sy ny taranakao koa izy, hoatran’ny nitahiany an’i Abrahama.+ Amin’izay ho lasanao ity tany ivahinianao ity, izay efa nomen’Andriamanitra an’i Abrahama.”+