- 
	                        
            
            1 Tantara 17:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
21 Ary iza amin’ny firenena eto an-tany moa no hoatran’ny Israely vahoakanao?+ Navotan’ilay tena Andriamanitra izy ireo mba ho lasa vahoakany.+ Nataonao nalaza ny anaranao rehefa nanao zavatra miavaka sy mahagaga ianao.+ Nandroaka firenena hiala eo anatrehan’ilay vahoakanao+ navotanao avy tany Ejipta ianao.
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            Asan’ny Apostoly 13:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
17 Nifidy ny razambentsika ny Andriamanitr’ity vahoakan’Israely ity ka nanandratra azy tamin’izy ireo nivahiny tany Ejipta, ary namoaka azy avy tany tamin’ny herin-tsandriny.+
 
 -