FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 5:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Tonga dia nilaza tamin’izy roa lahy izy ireo hoe: “Enga anie i Jehovah hijery an’izay nataonareo sy hitsara anareo! Fa efa nataonareo izay hankahalan’i Farao sy ny mpanompony anay,* ary nasianareo sabatra teny an-tanany hamonoany anay.”+

  • Eksodosy 6:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Tatỳ aoriana, dia nolazain’i Mosesy tamin’ny Israelita izany teny izany. Tsy nihaino azy anefa izy ireo, satria kivy sady nijaly be noho ny fanandevozana.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara