-
Nomery 25:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Vao nahita an’izany i Finehasa+ zanak’i Eleazara, zanak’i Arona mpisorona, dia nitsangana avy teo amin’ny vahoaka ary naka lefona.
-
-
Josoa 22:31Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
31 Dia hoy i Finehasa zanak’i Eleazara mpisorona, tamin’ny taranak’i Robena sy Gada ary Manase: “Fantatray androany fa eto amintsika i Jehovah, satria tsy nivadika tamin’i Jehovah ianareo. Efa namonjy ny Israelita teo an-tanan’i Jehovah ianareo.”
-