-
Eksodosy 3:19, 20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Fantatro tsara anefa fa tsy hamela anareo handeha ny mpanjakan’i Ejipta, raha tsy hoe misy tanana matanjaka manery azy hanao an’izany angaha.+ 20 Koa tsy maintsy hanatsotra ny tanako aho, ka hamely an’i Ejipta. Ny zava-mahagaga rehetra hataoko ao aminy no hamelezako azy, dia handefa anareo izy aorian’izay.+
-
-
Salamo 105:26, 27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Dia nanao famantarana avy amin’Andriamanitra teo amin’izy ireny izy mirahalahy,
Ka nanao fahagagana tany amin’ny tanin’i Hama.+
-