Eksodosy 4:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia tezitra be tamin’i Mosesy i Jehovah, ka niteny hoe: “Ianao angaha moa tsy manana an’i Arona+ Levita rahalahinao? Fantatro fa tena mahay miteny izy. Efa eny an-dalana hitsena anao izy izao, ary ho faly ny fony rehefa mahita anao.+ Eksodosy 7:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
14 Dia tezitra be tamin’i Mosesy i Jehovah, ka niteny hoe: “Ianao angaha moa tsy manana an’i Arona+ Levita rahalahinao? Fantatro fa tena mahay miteny izy. Efa eny an-dalana hitsena anao izy izao, ary ho faly ny fony rehefa mahita anao.+