Asan’ny Apostoly 7:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Tamin’izay no teraka i Mosesy, izay tena nahafatifaty be mihitsy,* ary nokarakaraina* tao an-tranon-drainy izy nandritra ny telo volana.+ Hebreo 11:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Finoana no nahatonga ny ray aman-drenin’i Mosesy hanafina azy telo volana, taorian’ny nahaterahany.+ Hitan’izy ireo mantsy fa zaza mahafatifaty+ izy, ary tsy natahotra ny didin’ny mpanjaka+ izy ireo.
20 Tamin’izay no teraka i Mosesy, izay tena nahafatifaty be mihitsy,* ary nokarakaraina* tao an-tranon-drainy izy nandritra ny telo volana.+
23 Finoana no nahatonga ny ray aman-drenin’i Mosesy hanafina azy telo volana, taorian’ny nahaterahany.+ Hitan’izy ireo mantsy fa zaza mahafatifaty+ izy, ary tsy natahotra ny didin’ny mpanjaka+ izy ireo.