FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 1:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Hoy izy tamin’izy ireo: “Rehefa mampiteraka+ vehivavy hebreo ianareo, ka hitanareo eo amin’ny akalana fiterahana* hoe lahy ny zanany, dia vonoy ilay zaza. Fa raha vavy kosa ilay izy, dia avelao ho velona.”

  • Eksodosy 1:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Tamin’ny farany, dia nomen’i Farao baiko ny vahoakany manontolo hoe: “Atsipazo ao amin’ny Reniranon’i Neily* daholo ny zazakely hebreo vao teraka raha lahikely, fa avelao ho velona kosa ny vavikely rehetra.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara