FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 7:11, 12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Nantsoin’i Farao anefa ny olon-kendry sy ny mpilalao ody.+ Dia nanao hoatran’izay nataon’i Arona koa ny mpisorona mpanao sikidy tao Ejipta, izay nampiasa herin’ny maizina.*+ 12 Samy nanipy ny tehiny izy ireo, ary lasa bibilava ngezabe daholo ireny. Natelin’ny tehin’i Arona anefa ny tehin’izy ireo.

  • Eksodosy 8:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Nanao hoatr’izany koa anefa ny mpisorona mpanao sikidy, izay nampiasa hery miafina. Nampiakatra sahona hankeny amin’ny tany Ejipta koa izy ireo.+

  • Eksodosy 8:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ary nampiasa hery miafina ny mpisorona mpanao sikidy+ ka nanandrana nampisy moka koa, saingy tsy nahavita. Dia nankeny amin’ny olona sy ny biby ny moka.

  • Eksodosy 9:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Koa tsy nahajanona teo anatrehan’i Mosesy ny mpisorona mpanao sikidy satria feno vay. Lasa nisy vay nipoipoitra mantsy tamin’ireo mpisorona ireo sy tamin’ny Ejipsianina rehetra.+

  • 2 Timoty 3:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Manohitra ny fahamarinana foana ireny olona ireny, hoatran’ny nanoheran’i Jana sy Jambra an’i Mosesy. Olona tena ratsy saina ireny, ary tsy ankasitrahana satria manohitra ny finoana.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara