-
Eksodosy 8:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Nantsoin’i Farao àry i Mosesy sy Arona ka noteneniny hoe: “Iangavio i Jehovah hanala ny sahona etỳ amiko sy eny amin’ny vahoakako,+ fa vonona aho handefa ny vahoaka. Amin’izay ry zareo afaka manao sorona ho an’i Jehovah.”
-
-
Eksodosy 9:28Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
28 Mba iangavio i Jehovah hampitsahatra ny kotroka sy ny havandra avy amin’Andriamanitra. Dia halefako ianareo, ka tsy hijanona eto intsony.”
-