Eksodosy 6:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary nalain’i Amrama ho vadiny i Jokebeda anabavin-drainy.+ Dia niteraka an’i Arona sy Mosesy+ tamin’i Amrama izy. Ary 137 taona ny andro niainan’i Amrama.
20 Ary nalain’i Amrama ho vadiny i Jokebeda anabavin-drainy.+ Dia niteraka an’i Arona sy Mosesy+ tamin’i Amrama izy. Ary 137 taona ny andro niainan’i Amrama.