1 Tantara 23:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ny zanak’i Amrama dia i Arona+ sy Mosesy.+ I Arona anefa no voatokana mandrakizay+ hanamasina ny Masina Indrindra. Izy sy ny taranany no voatokana mba hanao sorona eo anatrehan’i Jehovah, hanompo azy, ary hanao tsodrano amin’ny anarany foana.+
13 Ny zanak’i Amrama dia i Arona+ sy Mosesy.+ I Arona anefa no voatokana mandrakizay+ hanamasina ny Masina Indrindra. Izy sy ny taranany no voatokana mba hanao sorona eo anatrehan’i Jehovah, hanompo azy, ary hanao tsodrano amin’ny anarany foana.+