Eksodosy 6:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary nalain’i Amrama ho vadiny i Jokebeda anabavin-drainy.+ Dia niteraka an’i Arona sy Mosesy+ tamin’i Amrama izy. Ary 137 taona ny andro niainan’i Amrama. Eksodosy 6:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ireo no Arona sy Mosesy, izay nilazan’i Jehovah hoe: “Ento mivoaka avy ao Ejipta ny vahoakan’Israely, araka ny antokony avy.”*+
20 Ary nalain’i Amrama ho vadiny i Jokebeda anabavin-drainy.+ Dia niteraka an’i Arona sy Mosesy+ tamin’i Amrama izy. Ary 137 taona ny andro niainan’i Amrama.
26 Ireo no Arona sy Mosesy, izay nilazan’i Jehovah hoe: “Ento mivoaka avy ao Ejipta ny vahoakan’Israely, araka ny antokony avy.”*+