FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 9:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Dia nanandratra ny tanany tandrifin’ny vahoaka i Arona ka nitso-drano azy.+ Dia nidina izy, rehefa avy nanolotra ny fanatitra noho ny ota sy ny fanatitra dorana ary ny sorona iombonana.

  • Nomery 6:23-27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 “Teneno i Arona sy ny zanany hoe: ‘Izao no tsodrano+ hataonareo amin’ny vahoakan’Israely:

      24 “Enga anie i Jehovah hitahy anao+ sy hiaro anao!

      25 Ho miramirana* aminao anie i Jehovah+ ka hankasitraka anao!

      26 Ho tsara fanahy* aminao anie i Jehovah ka hanome fiadanana anao!”’+

      27 Ary hampiasa ny anarako eo amin’ny vahoakan’Israely izy ireo,+ mba hitahiako azy.”+

  • Deoteronomia 21:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “Ary hanatona eo ny mpisorona, izany hoe ny Levita, satria izy ireo no nofidin’i Jehovah Andriamanitrao hanompo azy+ sy hitso-drano amin’ny anaran’i Jehovah.+ Izy ireo no hilaza ny fomba handaminana ny adin’izay rehetra nifamaly ka nampiasa herisetra.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara