-
Deoteronomia 17:8, 9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 “Raha misy raharaham-pitsarana sarotra loatra aminao ao amin’ny iray amin’ny tanànanao, na momba ny fandatsahan-dra+ izany, na fampakarana raharaha any amin’ny fitsarana, na herisetra, na fifandirana hafa, dia mandehana miakatra any amin’ilay toerana fidin’i Jehovah Andriamanitrao.+ 9 Mankanesa any amin’ny Levita mpisorona sy any amin’ilay mpitsara+ miasa amin’izany fotoana izany ka anontanio izy ireo, dia holazainy aminao ny didim-pitsarana.+
-